plt-x-sihanaka_rev_text_reg/21/03.txt

1 line
421 B
Plaintext

\v 3 Nahareigny feo mahery avy aigny amin'ny seza fendrianana za magnano hoe: "Indro! Akeo amin'ny ôla ny tôran'ny tabernakelin'Andriamanitra, ary hiaigna miaraka am-jareo izy. Ho ôla izy reo, ary Andriamanitra tegnany hiaraka am-jareo ary Izy ho Andriamanitr-jareo. \v 4 Hamafa ny ranomaso daôly amin'ny mason-jareo Izy, ary tsisy fafatesana tsony, na alaelo, na tomagny, na fanaintaignana. Efa lasa reo ra teo alô.