plt-x-sihanaka_rev_text_reg/21/01.txt

1 line
298 B
Plaintext

\v 1 Avekeo za naita lagnitra vaovao sy tany vaovao, fa fôgna ny lagnitra vôlôny sy tany vôlôny, ary tsisy tsony ny ranomasina. \v 2Hitako le tagnàna masina, Jerosalema vaovao, ze nidigna avy aigny an-dagnitra ary amin'Andriamanitra, vôomagna ôtran'ny ampakarina ampengoina ho an'ny vadiny.