plt-x-sihanaka_rev_text_reg/20/13.txt

1 line
416 B
Plaintext

\v 13 Ny Ragnomasina namôka ny maty ze takao agnatiny. Ny fafatesana sy reo fiaignan-tsita de namôka ny maty ze takao amin-jareo, ary ny maty de notsaraina araka ny ra nataony. \v 14 Ny fafatesana sy ny fiaignan-tsita de natsipy takao amin'ny farihy afo. Zany no fafatesana faharôy - de ny farihy afo. \v 15 Raha misy agnarana tsita vôsoratra akao amin'ny Bokin'ny Fiaignana, de natsipy takao amin'ny farihy afo.