plt-x-sihanaka_rev_text_reg/20/09.txt

1 line
389 B
Plaintext

\v 9 Niakatra takeo agnambon'ny tany lemaka zareo ary nagnodidigna ny tobin'reo mpino, le tanàna malala. Nefa nisy afo nidigna avy taigny an-dagnitra ary nandripaka an-jareo. \v 10 Ny devoly, ze namitaka an-jareo, de natsipy takao amin'ny farihy afo solifara, tôrana ze hanipazana ny bibide sy ny mpaminagny sandoka. Ary ho ampijalena andro amagn'alina mandrakizay ary mandrakizay zareo.