plt-x-sihanaka_rev_text_reg/20/04.txt

1 line
482 B
Plaintext

\v 4 Ary natazagna seza fendrianana betsaka za. Nipetraka takeo amboniny reo ze namena faefana mitsara. Natazagna ny fagnahin'reo ze notapahin-dô za noho ny fijoroana vavolombelona makasika an'i Jesosy ary nohon'ny tenin'Andriamanitra. Tsy nenkoka tamin'ny bibide na tamin'ny sariny zareo, ary zareo de nandà ny handray ny mariky ny bibide takeo amin'ny tampikandriny na takeo amin'ny tagnany. Tonga velona ndre zareo, ary nanjaka niaraka tamin'i Kristy nandritran'ny arivo taona.