plt-x-sihanaka_rev_text_reg/20/01.txt

1 line
520 B
Plaintext

\c 20 \v 1 Ary natazagna anjely nidigna avy taigny an-dagnitra za. Nanagna ny lakilen'ny lavaka tsita noanoa izy, ary nanagna rojo vy gedabe taigny an-tagnany. \v 2 Nisambotra an'le dragona izy, ny megnarana talô, le devoly, na satana, ary nofatorany arivo taona. \v 3 Natsipiny taigny amin'ny lavaka tsita noanoa izy, nidiny zany ary naseny tombo-kase takeo amin'azy. Natao zany mbô tsy hamitahany ny firenena betsaka tsony mandra-patapitry ny arivo taona. Afaran'zany, de tsy maintsy havotsotra fotôna kelikely izy.