plt-x-sihanaka_rev_text_reg/19/19.txt

1 line
463 B
Plaintext

\v 19 Natazagna ny bibi-dia sy reo mpanjakan'ny tany niaraka tamin'ny tafik'izy reo za. Niangona zareo mba hiady amin'ny raika ze nitikina sôvaly sy amin'ny tafigny. \v 20 Vôsambotra le bibi-dia ary niaraka taminy ny mpaminagny sandoka ze nagnano reo famantarana takeo agnatrehany. Tam-reo famantarana reo no namitahany reo ze nandray ny mariky ny bibi-dia sy reo ze nanompo ny sariny. Izy roey reo de natsipy velona takao agnaty farihin'afo mirehitra solifara.