plt-x-sihanaka_rev_text_reg/19/17.txt

1 line
426 B
Plaintext

\v 17 Natazagna anjely nitsangana takeo amin'ny masoandro za. Nagnantso tamin'ny feo mahery reo vorogna manembogna agnambo daôly izy hoe: "Avia, miagona ho an'ny fety leiben'Andriamanitra. \v 18 Avia hinagna ny nofon-reo mpanjaka, ny nofon-reo mpitari-tafika, ny nofon+reo lehilà mahery, ny nofon-reo sôvaly sy reo mpitaingina izany, ary ny nofon'ny lehilà daôly, ny afaka sy ny andevo, ny tsy manan-danja sy ny mahery."