plt-x-sihanaka_rev_text_reg/19/14.txt

1 line
482 B
Plaintext

\v 14 Reo tafiky ny lagnitra de nagnaraka an'azy tamin'ny sôvaly fotsy, mekanjo lamba rongony fotsy sy madio. \v 15 Avy akao amin'ny vavany no mivôka ny sabatra maragnitra ze am-zany no hamelezany reo firenena, ary hanapaka an'jareo amin'ny tehina vy izy. Magnitsaka akao amin'ny famiazan'ny fahavigniran'ny fahatezeran'Andriamanitra Tsitoha izy. \v 16 Managna agnarana vôsoratra akeo amin'ny akanjo lavany akeo amin'ny feny izy hoe: "Mpanjakan-reo mpanjaka sy Tompon-reo tompo."