plt-x-sihanaka_rev_text_reg/19/11.txt

1 line
484 B
Plaintext

\v 11 De natazagna ny lagnitra nisokatra za ary nijery ka nisy sôvaly fotsy. Le mpitaingina izany de nantsovina hoe matoky sy marina. Amin'ny fahamarinana no hitsarany sy hiadiany. \v 12 Reo masony de ôtran'ny lelan'afo, ary akeo amin'ny lôny misy satro-boninahitra betsaka. Magnana agnarana vôsoratra akeo aminy ze tsy misy mahafantatra afa-tsy izy iany izy. \v 13 Mekanjo akanjo lava ze natsoboka takao amin'ny rà izy, ary ny agnarany de nantsovina hoe: Ny Tenin'Andriamanitra.