plt-x-sihanaka_rev_text_reg/19/09.txt

1 line
484 B
Plaintext

\v 9 Le anjely nitare taminà hoe: "Soraty zao: Sambatra reo ze nasaina tamin'ny fety fampakaram-badin'ny Zanak'ondry. Nitare taminà kô izy hoe: "Reo de teny marin'Andriamanitra." \v 10 Nekoka takeo amin'ny tongony mba hanompo an'azy za, fa ozy izy taminà: "Aza magnano izao! Izà de mpiara-manompo aminao sy reo rahalanao ze mitana ny fijorona vavolombelona momba an'i Jesosy. Manompoa an'Andriamanitra, fa ny fijorona vavolombelona momba an'i Jesosy de ny fagnan'ny faminagnina."