plt-x-sihanaka_rev_text_reg/19/07.txt

1 line
271 B
Plaintext

\v 7 Ôka tsika hifaly sy ho ravoravo ary hagnome voninahitra an'Azy satria tonga ny fampakaram-badin'ny Zanak'ondry, ary ny ampekariny efa niomagna. \v 8 Namena alalana hiekanjo lamba rongony mamiratra sy madio izy" (fa ny lamba rongony de reo asa marin-reo olo-masina.)