plt-x-sihanaka_rev_text_reg/19/03.txt

1 line
272 B
Plaintext

\v 3 Nitare fandroa zareo hoe: "Aleloia! Ny setroka de miakatra avy aminy mandrakizay daria." \v 4 Reo loholona efatra ambrôpolo sy reo ra-managn'aigna efatra de nekoka ary nanompo an'Andriamanitra ze nipetra takeo amin'ny seza fendrianana. Ozy izy reo: "Amena, Aleloia!"