plt-x-sihanaka_rev_text_reg/18/15.txt

1 line
558 B
Plaintext

\v 15 Ny mpivarotra reo entana ze tonga mpanan-karena noho izy de hiala amin'azy lavitra nohon'ny fataorana ny fijaleny, hitomagny sy hisaona mafy. \v 16 Hitare zareo hoe: "Loza, loza ho an'le tanàna gedabe ze niakanjo tami'ny lamban-drongony tegna tsara, volomparasy, sy mena, ary voaravaka tamin'ny volamena, firavaka sarobidy, ary vatosoa! \v 17 Agnatin'ny adiny raika de fôgna zany harena daôly zany. "Reo kapitenin-tsambo daôly, reo mpande aigny ambonin'ny ranomasina daôly, tantsambo, sy ze daôly mipetraka an-dranomasina, de hitsangana alavitra.