plt-x-sihanaka_rev_text_reg/18/07.txt

1 line
465 B
Plaintext

\v 7 Ôtran'izy nagnome voninahitra ny tegnany sy niaigna tami'ny tsy fiafena, ameo an'azy ny fampijalena sy ny alahelo antonogny an'azy. Fa izy nilaza takao am-pony nagnano hoe: "Nipetraka ôtran'ny mpanjaka vavy za. Tsy maty vady za, ary tsy hisaona mandrakizay." \v 8 Noho zany de ho avy amin'ny andro raika reo areti-mandringany: ny fafatesana, ny fisaoana, ary ny silaona. Hodôrôn'ny afo izy, fa ny Tompo Andriamanitra de mahery, ary izy no mpitsara an'azy."