plt-x-sihanaka_rev_text_reg/18/04.txt

1 line
442 B
Plaintext

\v 4 Avy akeo de naregny feo hafa avy aigny an-dagnitra za, mitare hoe: "Mialà amin'azy, ry oloko, mbô tsy hizarany ny fahotany akao aminareo, ary mbô tsy ahazoanareo reo lozany. \v 5 Efa nihangona salan'ny ahavon'ny lagnitra reo fahotany, ary Andriamanitra matsiaro reo asa ratsiny. \v 6 Mamale an'azy salan'ny namalen'ny hafa, ary valio avy rôy heny ze efa vitany; takao amin'ny kapôka ze efa nofenony, de fenoy avy rôy eny ho an'azy.