plt-x-sihanaka_rev_text_reg/17/16.txt

1 line
408 B
Plaintext

\v 16 Reo tandroka folo ze hitanao, izy reo sy le bibi-dia de hankahala an'le mpijangajanga. Ho ataon-jareo lao sy niboridagna izy, handrovitra ny nofony izy reo, ary handoro an'azy tanteraka amin'ny afo. \v 17 Fa Andriamanitra efa nametraka an'zany takao am-pon'jareo mba hanatanteraka ny fikasany amin'ny faneken-jareo hagnome ny herin-jareo hitondrana le bibi-dia mandrapatanteraky ny tenin'Andriamanitra.