plt-x-sihanaka_rev_text_reg/17/12.txt

1 line
483 B
Plaintext

\v 12 Reo tandroka folo ze hitanao de mpanjaka folo ze mbola tsy nandray fanjakana, fa hahazo faefana ôtran'ny mpanjaka miaraka am-le bibi-dia, mandritry ny adiny raika zareo. \v 13 Firaisan-tsaigna zany, ary zareo de hagnome ny hery sy ny faefan-jareo an'le bibi-dia. \v 14 Hanangan'ady manoitra ny Zanak'ondry izy reo. Fa ny Zanak'ondry no handresy an'azy reo satria Izy no Tompon'ny tompo, ary Mpanjakan'ny mpanjaka ary miaraka am-reo vôantso, reo vôfidy ary reo manam-pinona."