plt-x-sihanaka_rev_text_reg/17/09.txt

1 line
260 B
Plaintext

\v 9 Miantso saigna ze manam-paendrena. Reo lô fito de tanety fito ze hipetrahan-le vevavy. \v 10 Izy reo ihany kô de mpanjaka fito. Mpanjaka dimy no lavo, raika no misy, ary ny hafa de mbola tsy tonga; rafa tonga izy, de fe-potôgna kely ihany no hitôrany.