plt-x-sihanaka_rev_text_reg/17/03.txt

1 line
605 B
Plaintext

\v 3 Avy akeo le anjely nitondra anà tamin'ny Fagna taigny amin'ny tany karakaigna, ary naita vevavy nipetra takeo ambony bibi-dia mena ze feno agnarana teny ratsy anà. Le biby-dia de managna lô fito sy tandroka folo. \v 4 Le vevavy de nekanjo voloparasy sy mena ary vôravaka volamena, vato sarobidy, ary vato soa. Izy de nitazona tamin'ny tagnany kapôka volamena feno reo ra maharikoriko sy reo tsy fadiovan'ny fijangajangany. \v 5 Takeo amin'ny tapikandriny no nisy agnarana managna dikany misitrika vôsoratra managno hoe: "Babylona leibe, le renin-reo mpijangajanga sy ny ra marikorikon'ny tany."