plt-x-sihanaka_rev_text_reg/16/12.txt

1 line
560 B
Plaintext

\v 12 Le anjely faenina nandraraka ny takao am-bilény tamin'ny ony lehibe, le Eofrata. Noritina zany mbô hagnomanana ny lalana ho an'reo mpanjaka ze ho tonga avy aigny antsinanana. \v 13 Natazagna fagnahy maloto telo za ze mendrika sahona mivôka avy aigny am-bavan'ny dragona, avy aigny am-bavan'ny bibide, ary avy amin'ny vavan'ny mpaminagny sandoka. \v 14 Fa fagnahin'ny demonia magnano famantarana magaga zareo. Nankaigny am'reo mpanjakan'zao tontolo zao zareo mbô hanangona an-jareo miaraka ho an'ny adin'ny andro gedaben'Andriamannitra Avo ndrindraka.