plt-x-sihanaka_rev_text_reg/16/10.txt

1 line
335 B
Plaintext

\v 10 Avekeo le anjely fadimy nandraraka ny takao am-bilény tamin'ny seza fendrianan'le bibide, ary nandrakotra ny fanjakany ny haizigna. Nitsako ny lelany zareo nohon'ny fahorena. \v 11 Niteny ratsy le Andriamanitry ny lagnitra zareo nohon'ny fahorena sy ny ratran-jareo, ary mbôla nandà ny hibebaka am'ze vitan-jareo fôgna zareo.