plt-x-sihanaka_rev_text_reg/16/08.txt

1 line
293 B
Plaintext

\v 8 Le anjely faefatra nandraraka ny takao am-bilény tamin'ny masoandro, ary nahazo alalana handoro ny ôla amin'ny afo zany. \v 9 Main'le hafanana be zareo, ary niteny ratsy ny agnaran'Andriamanitra, ze managna ny faefana am'regny loza regny. Tsy nibebaka zareo na nagnome voninatra an'Azy.