plt-x-sihanaka_rev_text_reg/16/04.txt

1 line
626 B
Plaintext

\v 4 Le anjely fatelo nandraraka ny takao am-bilény tam'reo ony sy lôharano, ary lasa rà reo. \v 5 Regniko ny anjelin'ny rano magnano hoe: "Marina Anao, Le ankehitriny sy talô, Le Ray Masina, satria efa nitsara reo ra reo Anao. (Fagnamarihana: Ny antontan-taratasy sasagny talô de mivaky hoe: "Marina Anao, Tompo - Le ankehitriny sy talô ary ho avy, satria efa nitsara ro ra reo Anao.") \v 6 Satria ny ràn'reo mpino sy mpaminagny no nalatsak'zareo, de namenao rà ho sotrona zareo; zany no mendrika an'jareo." \v 7 Regniko ny alitara namaly hoe: "Yôny, Tompo Andriamanitra lehibe, reo fitsaranao de marina sy mahitsy."