plt-x-sihanaka_rev_text_reg/15/07.txt

1 line
329 B
Plaintext

\v 7 Raika tam-reo ra-managn'aigna efatra nagnome an'reo anjely fito vilia volamena fito feno ny fasosen'Andriamanitra, le velona mandrakizay doria. \v 8 Feno setroka avy amin'ny voninahitr'Andriamanitra sy avy amin'ny heriny ny tempoly. Tsy misy na iza na iza afaka miditra akao mandra-patanteraky ny loza fiton-reo anjely fito.