plt-x-sihanaka_rev_text_reg/15/03.txt

1 line
421 B
Plaintext

\v 3 Izy reo nihira ny hiran'i Mosesy, le mpanompon'Andriamanitra nihiran'ny Zanak'ondry hoe: 'Goavana sy mahagaga reo asanao, Tompo Andriamanitra le Avo indrindra. Marina sy mahitsy reo lalanao, ry Mpanjakan-reo firenena. \v 4 Iza no tsy hatatra Anao, ry Tompo sy hagnome voninahitra ny agnaranao? Fa Enao raika no masina. Ny firenena daôly ho avy sy hivavaka akeo agnatrehanao satria reo asanao marina de efa nambara."