plt-x-sihanaka_rev_text_reg/14/06.txt

1 line
427 B
Plaintext

\v 6 Natazagna anjely hafa nagnembana an'ambo za, ze nanagna ny hafatra mandrakizain'ny vaovao mafaly lazaina am'reo ze miaigna ambonin'ny tany, amin'ny firenena, foko, fiteny, ary ny ôla daôly. \v 7 Nagnantso tamin'ny feo mahery izy hoe: "Matahôra an'Andriamanitra ary magnomeza voninahitra an'Azy. Fa tonga ny oran'ny fitsarany. Mivavaha amin'Azy, ny raika ze magnano ny lagnitra, ny tany, ny ranomasina, ary ny loharano."