plt-x-sihanaka_rev_text_reg/13/15.txt

1 line
477 B
Plaintext

\v 15 Navela asena aigna ny sarin'ny bibi-dia mba afahan-le sary mitare ary ze daôly tsy magneky menkoka am-le bibi-dia de vonoina. \v 16 Nanery ny tsiraikaraika ihany kô izany, na ny kely na ny ngeda, na ny manankarena na ny mahantra, na ny tsy andevo na ny andevo, de mandray ny marika akeo amin'ny tagnana ankavanana na akeo amin'ny tapikandrina. \v 17 Tsisy ôla mahazo mividy na mivarotra mandra-pahazony ny marika ny bibi-dia, zany de ny isan'ny fanehôgna ny agnarany.