plt-x-sihanaka_rev_text_reg/13/11.txt

1 line
363 B
Plaintext

\v 11 Ary naita bibi-dia za niakatra avy tamin'ny tany. Zany de nanagna tandroka roa salan'ny zanak'ondry, ary nitare salan'ny dragona. \v 12 Nampihariny avokô ny faefana daôly an'le bibi-dia vôlôny akeo agnatreny, ary ny tany sy reo ze monigna akeo aminy de aseny menkoka akeo am-le bibi-dia vôlôny, le raika ze sitrany tamin'ny ratra saika nafaty an'azy.