plt-x-sihanaka_rev_text_reg/13/03.txt

1 line
371 B
Plaintext

\v 3 Ny lôn-le bibi-dia raika de ôtran'ny efa maty, kanefa sitrana le ratra saika nafaty an'azy. Ary gaga ny tany daôly ka nanaraka an-le bibi-dia. \v 4 Ary de nenkoka kô teo am-le dragona zareo, satria izy no nagnome ny fahefany ho an'ny bibi-dia. Nenkoka takeo am-le bibi-dia kô zareo, ary nitare hoe: "Iza no ôtran'ny bibi-dia?" ary "Iza no afaka miady am-azy?"