plt-x-sihanaka_rev_text_reg/13/01.txt

1 line
428 B
Plaintext

\v 1 Ary natazagna bibi-dia za niakatra avy tamin'ny ranomasina. Nagnana tandroka folo zany ary lô fito. Takeo amin'ny tandrogny de nisy diadema folo, avy takeo am-lôny de nisy agnarana fitenenan-dratsy avy. \v 2 Le bibi-dia ze tazako de salan'ny leoparda. Ny tongony de salan'ny tongotra bera, ary ny vavany de salan'ny vavan'ny liona. Le dragona nagnome an'azy ny heriny, ny seza fendrianany, ary ny fahefany leibe hanapaka.