plt-x-sihanaka_rev_text_reg/12/05.txt

1 line
335 B
Plaintext

\v 5 Niteraka zazala izy, ze hanapaka ny firenena daôly miaraka amin'ny tehina vy. Ny zanany de nalaina an-keriny ho aigny amin'Andriamanitra sy ho akeo amin'ny seza fendrianany, \v 6 ary le vevavy nandositra nankaigny agn'efitra, ze nisy tôrana efa nomanin'Andriamanitra ho an'azy, ka de ho vôkarakara mandritran'ny 1260 andro izy.