plt-x-sihanaka_rev_text_reg/12/03.txt

1 line
418 B
Plaintext

\v 3 Avy akeo nisy famantaragna hafa nibôgna taigny an-dagnitra: Indro! Nisy dragona mena gedabe ze nanagna lô fito sy tandroka folo, ary nisy satro-boninahitra fito takeo am'reo lôny. \v 4 Ny rambony de nifôka ny ampatelon'ny kintana taigny an-dagnitra sady nanipy an-jareo taigny amin'ny tany. Le dragona nitsangana takeo agnolôn'le vevavy ze efa ho teraka, fa rafa teraka izy, de ande handrapaka ny zanany izy.