plt-x-sihanaka_rev_text_reg/11/18.txt

1 line
277 B
Plaintext

\v 18 Sosy mafy reo firenena, kanefa tonga ny fatezeranao. Tonga ny fotôgna hitsarana ny maty sy hamalianao soa reo mpaminagny mpanomponao, reo ze mpino, sy reo ze natatra ny agnaranao, na ny tsy manan-danja na ny mahery. Tonga ny fotôgna handripagna ireo ze manimba ny tany.