plt-x-sihanaka_rev_text_reg/11/10.txt

1 line
600 B
Plaintext

\v 10 Reo ze miaigna akeo ambonin'ny tany de hifaly am-jareo ary hankalaza. Hifandefa fagnomezana mihintsy aza jareo satria nampijaly reo ze miaigna ambonin'ny tany reo mpaminagny roey ireo. \v 11 Fa afaka telo andro sy tapany de hiditra akao am-jareo ny fofon'aigna avy amin'Andriamanitra, ary hijoro amin'ny tongony jareo. Hilatsaka am-reo ze mahita an'azy reo ny taotra leibe. \v 12 Avy akeo de handreigny feo mahery avy aigny an-dagnitra izy reo mitare an'azy reo hoe: "Miakara aketo! Avy akeo de hiakatra ho aigny an-dagnitra akao agnaty rondro zareo, raha mbola mijery tany reo fahavalon-jareo.