plt-x-sihanaka_rev_text_reg/09/07.txt

1 line
432 B
Plaintext

\v 7 Ôtrany sovaly nomanina tamin'ny ady reo valala. Tamin'ny lôn-jareo de nisy ra ôtrany satro-boninaitra volamena, ary ny tavan-jareo de ôtrany ny tavan'olombelona. \v 8 Nagnana volo ôtrany volom-bevavy zareo, ary ny nifin-jareo de ôtrany nifin'ny reo liona. \v 9 Nagnana ferovan-tratra ôtrany ferovan-tratra vy zareo, ary ny feon'ny elan-jareo de ôtrany feon'ny kalesy sy sovaly betsaka mezakazaka ho akeigny amin'ny ady.