plt-x-sihanaka_rev_text_reg/09/01.txt

1 line
403 B
Plaintext

\v 1 Nampagneno ny trompetrany ny anjely fadimy. Naita kintana avy akeigny an-dagnitra za ze potraka taty amin'ny tany. Le kintana no namegna ny fagnalaidin-le lavaka tsy hita noanoa. \v 2Nosokafany le lavaka tsy hita noanoa, ary niakatra ny setroka nivôka avy takao am-le lavaka ôtrany setroka avy amin'ny laforo ngeza. Nivadika maloka ny masoandro sy ny rivotra nony setroka nivôka takao an-davaka.