plt-x-sihanaka_rev_text_reg/08/03.txt

1 line
644 B
Plaintext

\v 3 Nisy anjely hafa tonga, nitazogna vilia volamegna fandorôgna ditin-kazo manitra, nitsangana takeo ambonin'ny alitara. Ditin-kazo manitra betsaka no nomegna an'azy mba hagnolorany zany mbamin'ny vavaky ny mpino daôly akeo ambonin'ny alitara volamegna fandorôgna ditin-kazo manitra akeo agnatrean'ny sezam-boninahitra. \v 4Ny setrok-le ditin-kazo manitra, miaraka amin'ny vavak-reo mpino, de niakatra takeo agnatrean'Andriamanitra avy amin'ny tagnan'ny anjely. \v 5 Naka an'le vilia fandorôgna ditin-kazo manitra le anjely ary alitara. Avy akeo natsipiny tamin'ny tany zany, ary nisy kotro-baratra, kotroka, tselatra, ary horohoron-tany.