plt-x-sihanaka_rev_text_reg/07/15.txt

1 line
560 B
Plaintext

\v 15 No zany antony zany, de akeo agnatren'ny seza fendriagnan'Andriamanitra zareo, sy mivavaka aminy andro aman'aligna akao amin'ny tempoliny. Ny raika ze nipetraka takeo amin'ny seza fendriagnana de hamelatra ny lainy am-jareo. \v 16 Tsy ho nôna intsony zareo, na hangetaeta indray. Tsy hamely an'azy ny masoandro, na ny hafagnana mandoro. \v 17Fa ny Zanak'ondry akeo apovôn'ny seza fendriagnana no ho mpiandry an'jareo sy hitari-dalagna an'jareo akeigny amin'ny lôranon'ny rano velogna, ary hofafan'Andriamanitra ny ranomaso daôly amin'ny mason-jareo."