plt-x-sihanaka_rev_text_reg/07/13.txt

1 line
307 B
Plaintext

\v 13 Avy akeo ny raika tam-reo loholona nagnontany anà hoe: "Iza reo, mitafy akanjolava fotsy, ary avy aiza zareo?" \v 14 Ôzy za tam'azy: "Tompoko, Enao mafantatra," ary ozy izy taminà: "Reo no hivôka avy amin'ny Faorina Leibe. Nosasan-jareo ny akanjolavany ary nofotsena tamin'ny ràn'ny Zanak'ondry.