plt-x-sihanaka_rev_text_reg/07/11.txt

1 line
378 B
Plaintext

\v 11 Ny anjely daôly nitsangana manodidina ny seza fendriagnana sy manodidina reo loholona sy ny ra-magnan-aigna efatra, ary zareo de nampekoka ny tavan-jareo takeo agnatrean'ny seza fendriagnana. Nivavaka tamin'Andriamanitra zareo \v 12nagnano hoe: "Amena! Dera, voninahitra, fahendrena, fisôragna, fahefagna, ary ny hery anie ho an'Andriamanitra mandrakaizay dory! Amena!"