plt-x-sihanaka_rev_text_reg/07/09.txt

1 line
461 B
Plaintext

\v 9 Tarignan-reo ra reo de nijery za, ary nisy ôla betsaka be ze tsy vôisa— avy tamin'ny firenena, foko, ôla, ary fiteny daôly—nitsangana takeo agnatrean'ny seza fendriagnana sy takeo agnatrean'ny Zanak'ondry. Nagnao akajo lava fotsy sy mitagna sampandrofia tegny amin'ny tanan-jareo, \v 10 ary nagnantso mafy tamin'ny feo mahery zareo nagnano hae: "Ny famonjena de an'Andriamanitra ze mitotra akeo ambonin'ny seza fendriagnana, sy an'ny Zanak'ondry!"