plt-x-sihanaka_rev_text_reg/07/04.txt

1 line
442 B
Plaintext

\v 4 Naeno ny isan-reo ze vôtombo-kase za: 144, 000, no vôtombo-kase avy tamin'ny fokon'ny ôlon'Israely daôly: \v 5Rôrivo sy rai-aligna no vôtombo-kase avy tamin'ny fokon'i Joda, rôrivo sy rai-aligna avy tamin'ny fokon'i Robena, rôrivo sy rai-aligna avy tamin'ny fokon'i Gada, \v 6 rôrivo sy rai-aligna avy tamin'ny fokon'i Asera, rôrivo sy rai-aligna avy tamin'ny fokon'i Naftaly, rôrivo sy rai-aligna avy tamin'ny fokon'i Manase.