plt-x-sihanaka_rev_text_reg/07/01.txt

1 line
586 B
Plaintext

\v 1 Tarignan-zany de naita anjely efatra nitsangana takeo amin'ny zoro tany efatra za, nanotra mafy ny rivotra efatry ny tany, mba tsy hisy rivotra hitsoka amin'ny tany, amin'ny ranomasina, na hifanotra amin'ny kakazo daôly. \v 2 Naita anjely hafa za niakatra avy taigny antsinanana, ze nagnana ny tombokasen'Andriamanitra velogna. Nikikika tamin'ny feo mafy tam-reo anjely efatra ze nahazo alalana hanimba ny tany sy ny ranomasina izy hoe: \v 3 "Aza sombagna ny tany, ny ranomasina, na reo kakazo mandra-panisintsika ny tombo-kase akeo amin'ny handrin-reo mpanompon'Andriamanitra."