plt-x-sihanaka_rev_text_reg/05/13.txt

1 line
571 B
Plaintext

\v 13 Naregny reo ra vôforona daôly ze taigny an-danitra sy taketo an-tany ary an-dranomasina za - ny ra daôly takao agnatin'reo - niteny hoe: "Ho an'le raika ze mipetraka akeo amin'ny seza fiandrianana sy ho an'le Zanak'ondry anie ny dera, ny laza, ny voninatra, ary ny faefana handidy, mandrakizay doria." \v 14 Reo ra managn'aigna efatra, niteny hoe: "Amena!" Ary reo lôholona niankotra sy nivavaka. [Fagnamarihana: Ny sasagny am'reo dikan-teny talô de mivaky hoe: "Reo lôholona rô amby efapolo de niankotra sy nanompo an'le raika ze velona mandrakizay doria."]