plt-x-sihanaka_rev_text_reg/05/09.txt

1 line
356 B
Plaintext

\v 9 Nihira hira vaovao zareo: "Mendrika ny handray an'le horognan-taratasy anao ary hagnokatra ny tombokasen'zany. Fa anao de novonona, ary tamin'ny rànao no nividianana an'reo ôlon'andriamanitra avy tamin'ny foko, fiteny, ôla, ary firenena daôly. \v 10 Nataonao fanjakana sy mpisorogna zareo mbô hanompo an'Andriamanitra, ary hanjaka aketo an-tany."