plt-x-sihanaka_rev_text_reg/05/06.txt

1 line
406 B
Plaintext

\v 6 Natazagna Zanak'ondry mitsangana akeo anelanelan'ny seza fiandrianana sy reo ra managn'aigna efatra ary akeo agnivon'reo lôholona za. Ôtran'ny hoe ôla novonona izy. Nanagna tandroka fito sy maso fito izy; zareo no fanahy fiton'Andriamanitra nalefa nagnerana ny tany. \v 7 Nande izy ary niaka le horognan-taratasy taigny amin'ny tagnan-kavanan'le raika ze nipetraka takeo amin'ny seza fiandrianana.