plt-x-sihanaka_rev_text_reg/05/03.txt

1 line
427 B
Plaintext

\v 3 Tsisy ôla avy aigny an-danitra na aketo an-tany ka afaka hagnokatra ny horognan-taratasy na hamaky an'zany. \v 4 Nitomagny mafy za satria tsisy ôla hita mendrika ny hagnokatra ny horonan-taratasy na hamaky an'zany. \v 5 Kanefa ny raika tam'reo lôholona nilaza taminà hoe: "Aza mitomany. Indro! Le liona fokon'i Joda, le solofon'i Davida, de nandresy. Afaka ny hagnokatra ny horognan-taratasy sy reo tombokase fito izy.