plt-x-sihanaka_rev_text_reg/04/07.txt

1 line
452 B
Plaintext

\v 7 Le ra managn'aigna vôlôny de salan'ny liona, le ra managn'aigna faharôa salan'ny zanak'omby, le ra managn'aigna fatelo de miendrika ôla, ary le ra managn'aigna faefatra salan'ny voro-mahery magnembana. \v 8 Reo ra managn'aigna efatra de samy managna embagna enina avy, feno maso ny ambony sy ambany. Andro sy alina zareo de tsy mitsahatra miteny hoe: "Masina, masina, masina le Tompo Andriamanitra Tsitoha ze nisy, sy misy, ary mbôla ho avy."