plt-x-sihanaka_rev_text_reg/03/19.txt

1 line
343 B
Plaintext

\v 19 Ampiofaniko ny tsiraikaraika avy ze teko, ary hampenariko an'jareo ny fomba tokony hiainan'jareo. Noho zany, mazotoa ary mibebaha. \v 20 Indro, mitsangana aketo amin'ny varavaragna Za ary mandondògna. Raha misy maregny ny feoko ka mamôha ny varavaragna, de ho avy akao an-dragnony Za ka hinana miaraka amin'azy, ary izy miaraka aminà.